Madatopinfo

 Flash Info

TAKAITRA NAVELAN’I BATSIRAI: Nanolotra vary 57 gony ho an’ireo traboina ny CEAEM – FIMPIFIMA

TAKAITRA NAVELAN’I BATSIRAI: Nanolotra vary 57 gony ho an’ireo traboina ny CEAEM – FIMPIFIMA

    TAKAITRA NAVELAN’I BATSIRAI: Nanolotra vary 57 gony ho an’ireo traboina ny CEAEM – FIMPIFIMA

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-pahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara izay namoizana ain’olona sy naharava toeram-ponenana maro, manginy fotsiny ireo traboina maherin’ny 72.000. Isan’ny tonga

Lire l'article

VOINKAVA-MAHATRATRA: Nitondra ny anjara birikiny ny tranom-piantohana M.A.MA

    VOINKAVA-MAHATRATRA: Nitondra ny anjara birikiny ny tranom-piantohana M.A.MA

Manoloana ny takaitra navelan’ny rotsakorana nisesy sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny toerana maro ka namoizana aina sy nanimba trano fonenana, nanolotra fanampiana ho an’ireo fianakaviana niharam-boina nandritra izany ny tranom-piantohana

Lire l'article

PROFESORA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hirotsa-kofidiana filohan’ny oniversite an’Antananarivo

    PROFESORA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hirotsa-kofidiana filohan’ny oniversite an’Antananarivo

« Antom-pisian’ny oniversite an’Antananarivo ny fampitana ny fahaizana amam-pahalalana sy ny fikarohana », io no ampahany tamin’ny lahatenin’i Profesora Rivoarison Randrianasolo. Nanambara tamin’ny ofisialy amin’ny fahavononany isan’ireo kandida ho fidiana filoha eo

Lire l'article

MINISTRY NY FITSARANA: « Laharampahamehana ny fampanjakana ny fahamarinana eto amin’ny firenena »

    MINISTRY NY FITSARANA: « Laharampahamehana ny fampanjakana ny fahamarinana eto amin’ny firenena »

Hentitra, mangarahara, madio. Ireo no azo amehezana ny resaka nivoitra nandritra ny fampiantsoana voalohany tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana Ministeran’ny Fitsarana, Imbiky Herilaza ny alakamisy 6 Janoary, teny

Lire l'article

MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAMPAHEFANA: Kaominina 698 no nahavitana fanadihadiana momba ny fitantanana ifotony

    MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAMPAHEFANA: Kaominina 698 no nahavitana fanadihadiana momba ny fitantanana ifotony

Taorian’ny fanadihadiana momba ny Tondron’ny Fitantanana Ifotony ary ny fitantanam-bola ifotony notanterahan’ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjarampahefana

Lire l'article

JIDIFFATO: Nanolotra fanampiana ara-bola ho an’ireo fianakaviana niharam-boina tao Soanierana Ivongo

    JIDIFFATO: Nanolotra fanampiana ara-bola ho an’ireo fianakaviana niharam-boina tao Soanierana Ivongo

Loza nisesisesy! Manoloana ny zava-nitranga mikasika ny faharendrehan’ny sambo MS Francia III tao Soanierana Ivongo ny 20 desambra lasa teo

Lire l'article

FIFIDIANANA 2019 SY 2020 : Ankavitsiana ny kandida nanatanteraka ny tatitra ara-bola

    FIFIDIANANA 2019 SY 2020 : Ankavitsiana ny kandida nanatanteraka ny tatitra ara-bola

Notanterahana teny Anosy ny alatsinainy 27 desambra lasa teo ny tatitra ampahibemaso ny kaonty momba ny fifidianana Loholona tamin’ny taona

Lire l'article

SDAUM: Tanan-dehibe 8 eto Madagasikara no nisitraka ny tetikasa nandritra ny 69 volana

Niompana momba ny fanadiovana ny tetikasa « Schéma Directeur d’Assainissement Urbain à Madagascar » na SDAUM izay notanterahana nandritra 5 taona mahery.

Lire l'article

BETTER TOMORROW : Nahazo loka mitentina 800.000 ariary ny mpandresy tamin’ny fifaninanana tetikasa

Nofaranana ara-pomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo mpifaninana ny andiany voalohany amin’ny Better tomorrow App Challenge 2021. Teny Antsahavola

Lire l'article

HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

    HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

Ny datin’ny 20 desambra no hanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny firaisankinan’ny olombelona. Raha ho an’ny Humanité & Inclusion, teny

Lire l'article
mai 2025
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031