Madatopinfo

 Flash Info

Posts From Haja Nirina

MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

    MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy 30 Novambra 2020 ary hitohy hatramin’ny 29 Janoary 2021 amin’ny 5 ora hariva ny fandraisana ireo atontan-taratasy fangataham-pifaninanana hidirana mpianatra ho zandary andiany faha-76. Amin’ity taom-pianarana

Lire l'article

MIAMI TOAMASINA

    MIAMI TOAMASINA

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary hampiakatra ny toe-karena. Ho vita ihany koa ny Boulevard Ratsimilaho,

Lire l'article

ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

    ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

Tsy sanatria « mpisikidy mila voatsiary akory ka ny malemy indray no ampadihizina », araka ny fomba fiteny Malagasy. Dibo-kafaliana tanteraka ireo sembana nanatanteraka ny « Dance de Jerusalem » teny Andralanitra, ny Alakamisy

Lire l'article

ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

    ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

Tontosa ny alakamisy 19 Novambra 2020, nandritra ny lanonam-panokafana ofisialy ny hetsika ara-barotra goava Salon International de l’Habitat eny amin’ny Forello Tanjombato ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny BNI Madagascar sy

Lire l'article

FITOMBOAN’NY CORONAVIRUS ANTANANARIVO : «Efa azo antoka fa ho resy matoa novahan’ny mpitondra .»Hoy ny mpampianatra mpikaroka Christophe Angelo Rahajanirina

    FITOMBOAN’NY CORONAVIRUS  ANTANANARIVO : «Efa azo antoka fa ho resy matoa novahan’ny mpitondra .»Hoy ny mpampianatra mpikaroka Christophe Angelo Rahajanirina

«Matoa efa vahan’ny fitondram-panjakana izay mijoro tsikelikely efa hatramin’ny 3 ora tolakandro ny fotoam-piasana eto Andrenivohitra, efa azony antoka fa

Lire l'article

CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

    CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA  : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

Olona iray nahitana soritraretina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus aty Ambatondrazaka, ny talata 26 Mey teo. Efa mandray

Lire l'article

ÉDITION SPECIALE CORONAVIRUS : RELIJIOZY AVY ANY ITALIA TRATRY NY CONVID19 TETO MADAGASIKARA.

    ÉDITION SPECIALE CORONAVIRUS : RELIJIOZY AVY ANY ITALIA TRATRY NY CONVID19 TETO MADAGASIKARA.

  Araka ny resaka manokana nifanaovana tamin’ny mpiandraikitra ny fitiliana TDR, heverina fa teto Madagasikara efa nitoetra andro maro vao

Lire l'article

2 volana

    2 volana

2 volana mahery nahiboka ary mbola mihiboka ny sinoa vao tsy nisy namindra intsony rehefa nahita faty 3000 mahery. Nijery

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930