Madatopinfo

 Flash Info

Posts From Haja Nirina

KAOMININA AMBOHIDRAPETO: Miroso ny fanatanterahana ny vinan’asa rehetra

    KAOMININA AMBOHIDRAPETO: Miroso ny fanatanterahana ny vinan’asa rehetra

Diabe niala teo amin’ny Lapan’ny tanàna, nitohy tamin’ny fambolena karazan-java-maniry hanatsarana ny endriky ny tanàna tany amin’ny fokontany Ambohidrapeto sy Antsahamasina no nentin’ny Kaominina Ambohidrapeto nakalazana ny Andro iraisampirenena ho

Lire l'article

HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

    HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

Ny datin’ny 20 desambra no hanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny firaisankinan’ny olombelona. Raha ho an’ny Humanité & Inclusion, teny Antaninarenina no nankalazana izany, omaly, sady nifanindry tamin’ny faha-50 taona

Lire l'article

NICOLAS DUPUIS : Irin’ireo firenena hafa fatratra ho mpanazatra ny ekipany

« Tsy lavina fa maro ny firenena miantso ahy ho mpanazatra ». Io no fanambaran’i Nicolas Dupuis, teto Morondava izao zoma 10 septambra alina izao, nandritra ny tafa manokana nifanaovany tamin »ireo Mpanao

Lire l'article

ACTUAL TEXTILES : INTIMIDATION ET TENTATIVE DE CORRUPTION

Un de nos confrères journalistes a été la cible d’invectives de la part du Directeur des Ressources Humaines de la société Actual textiles dont les dirigeants ne sont autres que

Lire l'article

ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo

    ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo

“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-karihary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity

Lire l'article

ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo

“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-kariary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity

Lire l'article

FIDANGAN’NY VIDIM-PIAINANA : Mifanohitra tamin’ny fampielezan-kevitra ny vidina sakafo sy taotrano

    FIDANGAN’NY VIDIM-PIAINANA : Mifanohitra tamin’ny fampielezan-kevitra ny vidina sakafo sy taotrano

Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny

Lire l'article

“EID UL ADHA” : Fetin’ny sorona izay natao ho fanampiana ireo mpiara-belona

    “EID UL ADHA” :  Fetin’ny sorona izay natao ho fanampiana ireo mpiara-belona

Efa mihamahazo laka eto Madagasikara ny finoana Silamo. Maro no mihevitra azy ho fivavahan’ny fampihorohoroana. Ny atao hoe : “Islam”

Lire l'article

LOHARANOMBATO, KAOMININA AMBAVAHADITOKANA ITAOSY : Nahita masoandro ny APHL sembana sy sahirana ara-pahitana

    LOHARANOMBATO, KAOMININA AMBAVAHADITOKANA ITAOSY :  Nahita masoandro ny APHL sembana sy sahirana ara-pahitana

Tafatsangana ny marainan’ny 8 Jiona teo ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, fokontany Loharanombato izay manana ny

Lire l'article

Joyeuses Pâques !

    Joyeuses Pâques !

« ET MOI, JE SUIS AVEC VOUS TOUS LES JOURS JUSQU’A LA FIN DU MONDE ». Saint Matthieu, chapitre 28,

Lire l'article
juillet 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031