Madatopinfo

 Flash Info

Archive

DOLA BEACH VATOMANDRY : Hiavaka ny andiany faha-11 hotontosaina ny 7 ka hatramin’ny 10 aprily ho avy izao

    DOLA BEACH VATOMANDRY : Hiavaka ny andiany faha-11 hotontosaina ny 7 ka hatramin’ny 10 aprily ho avy izao

Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny fampahafantarana ny hetsika ara-panatanjahantena sy ara-koltoraly antsoina hoe : « Dola beach » izay hotanterahana eo amin’ny tora-pasik’i Vatomandry mandritra ny 4 andro. Miditra amin’ny andiany

Lire l'article

SIAE : Hotanterahana amin’ny volana Jona ho avy izao ny andiany faharoa

    SIAE : Hotanterahana amin’ny volana Jona ho avy izao ny andiany faharoa

Isan’ny niteraka fikorontanana ara-toekarena teto amin’ny ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny adin’i Ukraine sy Rosia izay nampidangana ny vidin’entana, ary eo ihany koa ny

Lire l'article

SAFE 2023 ANDIANY VOALOHANY : Nifamotoana teny Ivandry ireo vehivavy mpandraharaha avy amin’ny lafivalon’ny Nosy

    SAFE 2023 ANDIANY VOALOHANY : Nifamotoana teny Ivandry ireo vehivavy mpandraharaha  avy amin’ny lafivalon’ny Nosy

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana. Efa mihamaro ny vehivavy malagasy no miditra amin’io sehatra io ankehitriny, tsikaritra izany nandritra ny « Salon des femmes entrepreneurs

Lire l'article

TELMA SEMI-MARATHON: Eto Antananarivo no hanatanterahana ny andiany fahatelo

    TELMA SEMI-MARATHON: Eto Antananarivo no hanatanterahana ny andiany fahatelo

Raha tany Mahajanga ny andiany voalohany, Tolagnaro kosa no nandray ny andiany fhharoa tamin’ny Telma semi-marathon, Antananarivo kosa no hanatontosana ny andiany fahatelo. Araka ny nampahafantarina nandritra ny valan-dresaka ho

Lire l'article

TELMA SY NY HETSIKA ARA-TSOSIALY: Nisitraka fitsidihana miavaka ny Akany Avoko Faravohitra

    TELMA SY NY HETSIKA ARA-TSOSIALY: Nisitraka fitsidihana miavaka ny Akany Avoko Faravohitra

Nanatanteraka fitsidihana teny amin’ny Akany Avoko Faravohitra ny mpanakanto kalaza « Tayc » tamin’ny alalan’ny hetsika ara-tsosialy eo anivon’ny Telma Madagascar. Nisy

Lire l'article

Communiqué de presse

En sa qualité d’Opérateur en Télécommunications, TELMA rappelle que dans le cadre de ses activités, elle se veut de toute

Lire l'article

TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

    TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly tolakandro ny mpanakanto avy ivelany, Julien Bouadjie fantatra amin’ny anarana amin’ny maha artista hoe :

Lire l'article

ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

    ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

Apinga mankany amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ny « tsara tantana ». Ho an’ny Antso Fiarahamonina Kristiana na AFK, manana « logiciel »

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

    TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hay famoronana hampivelatra ny haren-tsaina sy ny kolontsaina eto an-toerana ary misokatra amin’izao tontolo izao

Lire l'article
mars 2023
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031