Madatopinfo

 Flash Info

Archive

CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

    CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

Manaiky an’i Mvola izao tontolo izao. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 2 Oktobra lasa teo ilay zava-baovao entin’ny Mvola, dia ny « Carte Visa Mvola » izany. Hanamora ny fifanakalozana ara-bola

Lire l'article

« DIAVOLAN-KO LAVA 2020 »: Any Ambila Lemaitso no hanatanterahana ny andiany voalohany

    « DIAVOLAN-KO LAVA 2020 »: Any Ambila Lemaitso no hanatanterahana ny andiany voalohany

Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny hatsaran’izany toerana izany i Nyrado Events amin’ny alalan’ny hetsika antsoina

Lire l'article
octobre 2020
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031