Madatopinfo

 Flash Info

Archive

ANKADIFOTSY. FANENDAHANA TAXI : Nifamihina teo amin’ny sezan’ny mpandeha ilay jiolahy sy ny mpanamory fiarakaretsaka

    ANKADIFOTSY. FANENDAHANA TAXI : Nifamihina teo amin’ny sezan’ny mpandeha ilay jiolahy sy ny mpanamory fiarakaretsaka

Tovolahy iray voalaza fa nanendaka sy nisoloky mpitondra taxi vao izao no nitangoronan’ny mpandeha an-tongotra teo ambony tetezan’ny Behoririka. Nogiazan’ilay mpamily sady nofihininy mafy tahaka ireny mpifankatia tao anaty fiarakaretsaka

Lire l'article
octobre 2020
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031