Madatopinfo

 Flash Info

Archive

EPP MOKOTRA: Ankizy miisa 150 no hisitraka ny fampianarana ara-dalàna

    EPP MOKOTRA: Ankizy miisa 150 no hisitraka ny fampianarana ara-dalàna

Tontosa ny 17 septambra lasa teo ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny sekoly faha-78 an’ny fandaharan’asa Sekoly Telma, sekoly fanabeazana fototra (EPP) ao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Mokotra, faritra

Lire l'article

ORANGE MONEY SY JIRAMA: Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta

    ORANGE MONEY SY JIRAMA: Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta

Ho fitsinjovana ny mpanjifa dia nanavao ny fiaraha-miombon’antoka mikasika ny fomba fandoavam-bola eny anivon’ny masoivoho JIRAMA ny Orange Money Madagascar sy ny orinasa JIRAMA. Notanterahana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo

Lire l'article

«CLEAN UP DAY KOPAKELATRA»: Tavoahangy plastika mihoatra ny 400 kilao no voaangona

    «CLEAN UP DAY KOPAKELATRA»: Tavoahangy plastika mihoatra ny 400 kilao no voaangona

‘Ndao hifandray tanana, hitandro ny fahadiovana no teny filamatra nentin’ny Kopakelatra an’ny Star nanamarihana ilay hetsika antsoina hoe : «Clean Up Day». Teto Antananarivo no nanatanterahana izany ny sabotsy 19

Lire l'article

« JOURNALISME SCIENTIFIQUE »: Vehivavy 22 ao anatin’ny tontolon’ny serasera no nahazo fiofanana

    « JOURNALISME SCIENTIFIQUE »: Vehivavy 22 ao anatin’ny tontolon’ny serasera no nahazo fiofanana

Notanterahana teny Antanimena ny 17 sy 18 septambra ny atrikasa fanentanana sy fanofanana momba ny fanaovan-gazety siantifika ho an’ireo vehivavy mpanao gazety miisa 22 mpikambana ao amin’ny “Association des Femmes

Lire l'article

PASTERA MAILHOL: Nanatevin-daharana tamin’ny Fikaonandohan’ny antoko politika

    PASTERA MAILHOL: Nanatevin-daharana tamin’ny Fikaonandohan’ny antoko politika

Notanterahana ny alakamisy lasa teo teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny fikaonandohan’ny antoko politika sy ny Vovonan’ny Parlemantera. Maro ny

Lire l'article

ROTARY VOVONANA: I Haingo Ranoharisoa no hitarika ny fikambanana mandritra ny herintaona

    ROTARY VOVONANA: I Haingo Ranoharisoa no hitarika ny fikambanana mandritra ny herintaona

« Rotary ouvre des opportunités » no lohahevitra nosafidian’ny Rotary Club Antananarivo Vovonana mandritra ny herintaona. Nokasaina notanterahina ny 11 Jolay lasa

Lire l'article

LIONS CLUB ANTANANARIVO SALANITRA: Nanolotra fanomezana maro ho an’ny mponin’Ambohimiadana

    LIONS CLUB ANTANANARIVO SALANITRA: Nanolotra fanomezana maro ho an’ny mponin’Ambohimiadana

Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na  » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion,

Lire l'article

KOPAKELATRA: Ny tetikasa « Crédit Carat » no nandrombaka ny amboara 2020

    KOPAKELATRA: Ny tetikasa « Crédit Carat » no nandrombaka ny amboara 2020

Nandritra ny roa herinandro no niatrehan’ny mpifaninana anankiroa, Andao Company sy Crédit Carat ny dingana famaranana momba ilay fifaninanana tetikasa

Lire l'article

POESAM 2020: Hisolontena an’i Madagasikara any ivelany izay 3 voalohany

    POESAM 2020: Hisolontena an’i Madagasikara any ivelany izay 3 voalohany

Ny alakamisy 10 Septambra ho avy izao no hiatrika ny dingana famaranana manoloana ny mpitsara ireo mpifaninana 10 amin’ny Prix

Lire l'article

SEMA EAU VIVE ANDRANOVELONA: Nandray ny ekipan’ny JIRAMA tamin’ny herinandro lasa teo

    SEMA EAU VIVE ANDRANOVELONA: Nandray ny ekipan’ny JIRAMA tamin’ny herinandro lasa teo

Niara-nitsidika ny SEMA Eau Vive Andranovelona ny Tale Jeneralin’ny orinasa Star Marc Ponzmetier, sy ny delegasiona eo anivon’ny JIRAMA (Jiro

Lire l'article
septembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930