Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny fampahafantarana ny hetsika ara-panatanjahantena sy ara-koltoraly antsoina hoe : « Dola beach » izay hotanterahana eo amin’ny tora-pasik’i Vatomandry mandritra ny 4 andro. Miditra amin’ny andiany
Archive


Isan’ny niteraka fikorontanana ara-toekarena teto amin’ny ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny adin’i Ukraine sy Rosia izay nampidangana ny vidin’entana, ary eo ihany koa ny

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana. Efa mihamaro ny vehivavy malagasy no miditra amin’io sehatra io ankehitriny, tsikaritra izany nandritra ny « Salon des femmes entrepreneurs

Raha tany Mahajanga ny andiany voalohany, Tolagnaro kosa no nandray ny andiany fhharoa tamin’ny Telma semi-marathon, Antananarivo kosa no hanatontosana ny andiany fahatelo. Araka ny nampahafantarina nandritra ny valan-dresaka ho

Nanatanteraka fitsidihana teny amin’ny Akany Avoko Faravohitra ny mpanakanto kalaza « Tayc » tamin’ny alalan’ny hetsika ara-tsosialy eo anivon’ny Telma Madagascar. Nisy
En sa qualité d’Opérateur en Télécommunications, TELMA rappelle que dans le cadre de ses activités, elle se veut de toute

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly tolakandro ny mpanakanto avy ivelany, Julien Bouadjie fantatra amin’ny anarana amin’ny maha artista hoe :

Apinga mankany amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ny « tsara tantana ». Ho an’ny Antso Fiarahamonina Kristiana na AFK, manana « logiciel »

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hay famoronana hampivelatra ny haren-tsaina sy ny kolontsaina eto an-toerana ary misokatra amin’izao tontolo izao