Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31 isan-jato no mpifidy voasoratra anarana hatreto araka ny antontan’isa nampahafantarina
Archive


« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Ankadimbahoaka. Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny sabotsy 26

Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday