Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

    FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha 13.593.006 ny tanjona hotratrarina izany hoe manodidina ny 53 isan-jato

Lire l'article

ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

    ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) ny famoahana ny andiany indraimihira « Manjaka ». Notanterahana teny

Lire l'article

ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

    ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ; 12a), io no andian-tenin-tsoratra masina nosafidiana ho lohahevitra nandritra ny

Lire l'article

TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

    TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny tatitra voaray. Raha ny fenitra voalazan’ny UN Habitat mantsy,

Lire l'article

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

    GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny

Lire l'article

DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

    DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 »

Lire l'article

STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

    STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

    TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary

Lire l'article
décembre 2022
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031