Fanararaotam-pahefana ! Io no mahalaza ny tsindry bokotra nataona mpitsirika ny fahadiovan’ny sakafo tamin’ny mpivarotra iray tao amin’ny tsena Zaimaika Ambodifilao, ny harivan’ny 24 Jiona 2022. Tsy misy idiran’ny fitsirihana
Archive
Zava-dehibe ho an’ny Fonds Yavarhoussen (Fonds de Dotation HY) izay tarihan’ny Filohany sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen, ny tontolon’ny fanabeazana izay tanterahana amin’ny alalan’ny tetikasa maro. Isan’izany ny horonantsary
Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetim-pirenena izao, ho fampifalifaliana ny ankizy eo anivon’ny Akanin’ny marenina (AKAMA) 67 Ha, nanolotra fanomezana maro ho azy ireo ny mpianatra taona voalohany amin’nny taom-pianarana
Nisesisesy tato ho ato ny fahatapahan-jiro manerana ny toerana maro ka voakasika izany ny teto Antananarivo sy ny manodidina. Tsy
Isan’ny olana goavana sedrain’ny tanora manana mari-pahaizana eto Madagasikara ny tsy fahitana na tsy fananana asa ary tsy vitsy ihany
FAHA-62 TAONA NAHAZOANA NY FAHALEOVANTENA: Tao amin’ny MEN Anosy no nanombohana ny fananganan-tsaina
Notanterahana teo amin’ny tokontany malalaky ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena Anosy no ny talata 7 jona ny fanombohan’ny fananganan-tsaina izay karakarain’ny Komitim-pirenena
Nitondra fanazavana mikasika ny tetiandrom-pampianarana amin’ny taona ho avy ny Talen’ny Ofisy nasionaly misahana ny sekoly tsy miankina (ONEP), Marcellin
Notontosaina ny alakamisy faha 02 jona 2022 teo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny fizaràna ny loka ho an’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana