Nitondra fanazavana mikasika ny tetiandrom-pampianarana amin’ny taona ho avy ny Talen’ny Ofisy nasionaly misahana ny sekoly tsy miankina (ONEP), Marcellin Tsarasidy, nilaza izy fa tokony hiara-hanomboka ny 05 septambra 2022
Archive


Notontosaina ny alakamisy faha 02 jona 2022 teo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny fizaràna ny loka ho an’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana iraisampirenena momba ny teny frantsay na ny « Olympiades internationales