Madatopinfo

 Flash Info

Archive

ROTARY VOVONANA: I Haingo Ranoharisoa no hitarika ny fikambanana mandritra ny herintaona

    ROTARY VOVONANA: I Haingo Ranoharisoa no hitarika ny fikambanana mandritra ny herintaona

« Rotary ouvre des opportunités » no lohahevitra nosafidian’ny Rotary Club Antananarivo Vovonana mandritra ny herintaona. Nokasaina notanterahina ny 11 Jolay lasa teo ny famindrana andraikitra teo amin’ny Filohan’ny RCA Vovonana teo

Lire l'article

LIONS CLUB ANTANANARIVO SALANITRA: Nanolotra fanomezana maro ho an’ny mponin’Ambohimiadana

    LIONS CLUB ANTANANARIVO SALANITRA: Nanolotra fanomezana maro ho an’ny mponin’Ambohimiadana

Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na  » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion, amin’iny lalam-pirenena faha-2 iny. Nandray anjara tamin’izany ny mpikambana rehetra

Lire l'article
septembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930