Madatopinfo

 Flash Info

Archive

BANKY BMOI: Nanokatra masoivoho vaovao faha-20 eny Alasora By-pass

    BANKY BMOI: Nanokatra masoivoho vaovao faha-20 eny Alasora By-pass

Lalana ifamezivezen’ny olona maro ny eny amin’iny By-pass iny. Isan’ny mampitaraina ny olona mandalo eny an-toerana matetika ny tsy fisian’ny banky. Ho famaliana ny hetahetan’izy ireo dia nanokatra masoivoho eny

Lire l'article

HOPITALY BEFELATANANA: Hisitraka ny fandaharan’asa « Miahy Jovena »

    HOPITALY BEFELATANANA: Hisitraka ny fandaharan’asa « Miahy Jovena »

Tsy vitsy ny olona manana aretin’ny taovam-pandevonan-kanina no miditra sy manaraka fitsaboana eny amin’ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana. Ny olana nefa, misy ny fahasimbana sy tsy fahampian’ny fitaovana entina hitsaboana

Lire l'article

GALANA MADAGASCAR: Hizara fanomezana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka manerana ny Nosy

    GALANA MADAGASCAR: Hizara fanomezana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka manerana ny Nosy

5 volana mahery izay no niatrehan’i Madagasikara ny valan’aretina Covid-19. Iray tamin’ireo antony nanaparitaka io valan’aretina teto amintsika ny fiara fitateranam-bahoaka raha ny voalazan’ny Filoham-pirenena nandritra ny tafa nataony tamin’ny

Lire l'article

KOPAKELATRA: Hanolotra famatsiana mitentina 20.000.000 ariary ho an’ny tetikasa mendrika indrindra

    KOPAKELATRA: Hanolotra famatsiana mitentina 20.000.000 ariary ho an’ny tetikasa mendrika indrindra

Tetikasa sosialy miisa 48 no nandray anjara tamin’ny fifaninana mamorona tetikasa izay nokarakarain’ny « Kopakelatra ». Ankehitriny, roa amin’izy ireo izy ireo ihany no tafiakatra amin’ny dingana famaranana. Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka

Lire l'article

FISOROHANA AMIN’NY FIHANAKY NY COVID-19: Efa hita amin’ny toeram-pivarotana maro ny « Lamina S.T.A.R »

    FISOROHANA AMIN’NY FIHANAKY NY COVID-19: Efa hita amin’ny toeram-pivarotana maro ny « Lamina S.T.A.R »

Samy manao izay ho afany avokoa ny rehetra amin’izao ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus eto amintsika izao, na ny fitondram-panjakana

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Nanolotra fitaovana maro tany Moramanga ny ONG MEDAIR

    ADY AMIN’NY COVID-19: Nanolotra fitaovana maro tany Moramanga ny ONG MEDAIR

Maro ny adidy aman’andraikitra sahanin’ny mpitandro filaminana na eo anivon’ny firenena izany na eo anivon’ny fiaraha-monina indrindra amin’izao ady amin’ny

Lire l'article

VOLY FIRST IMMO: Toerana 8 eto Antananarivo no hisitraka ny tetikasa amin’ity taona ity

    VOLY FIRST IMMO: Toerana 8 eto Antananarivo no hisitraka ny tetikasa amin’ity taona ity

Isan’ireo olana telo lehibe eto Madagasikara ny tsy fanjarian-tsakafo, ny fialana an-daharana any an-tsekoly ary ny fahasarotana amin’ny fahazoana asa

Lire l'article

OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

    OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

Isan’ireo ozinina mpamokatra zava-pisotro Star voakasiky ny fiatoana vonjimaika ny tao Antsirabe iray volana lasa izay, noho ny olana ateraky

Lire l'article

CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

    CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

Azo lazaina ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus ny mpiasan’ny fahasalamana noho izy ireo mifandray, mifanerasera ary

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Nanolotra ny fanomezana andiany fahatelo teny amin’ny CCO Ivato

    ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Nanolotra ny fanomezana andiany fahatelo teny amin’ny CCO Ivato

Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra sy ny ezaka ataon’ny Orange Madagascar amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika.

Lire l'article
août 2020
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31