Manodidina ny 98% ao anatin’ny Distrikan’Isandra, Faritra Matsiatra Ambony dia tantsaha avokoa, mivelona amin’ny fambolena sy ny fiompiana. Isan’ireo efa namatsy an’i Madagasikara tamin’ny famatsiana vary ity Distrika ity ary
Posts From contact@madatopinfo.com

Les mangroves de Madagascar jouent un rôle crucial dans l’écosystème côtier et l’économie de l’île. Elles agissent comme des barrières naturelles, protégeant les côtes contre les tempêtes, la montée du

Raha ny « ticket place » no nahafantaran’ny olona ny orinasa Manoova hatramin’izay, dia efa misy ankehitriny ny « application » vaovao novokariny izay antsoina hoe: « Moozik ». Nampahafantarina ofisialy teny amin’ny Campus Telma Andraharo

Notanterahina teny Anosy ny alatsinainy 1 Jolay ny fandaharanasa antsoina hoe: « Landscape Fund Makira – Masoala » na LLF izay hanamafisana ny fiarovana ny valanjavaboahary Makira sy Masoala. Isan’ireo faritra arovana

Amin’ny maha fetin’ny Foloalindahy malagasy sy fanamarinana ny niverenan’ny fahaleovantena izay hankalazain’ny vahoaka malagasy isaky ny 26 Jona, olo-manan-kaja maro

La troisième édition du plus grand salon d’emploi du numérique à Madagascar, Zah@Geek, organisé par Orange Madagascar avec le soutien

Araka ny Didim-panjakana navoakan’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana ny 11 Jona 2024, izay manambara fa andro tsy

Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa.

Raha ny 22 mey no voatokana ho “Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina”, ho an’i Madagasikara dia notanterahana tao amin’ny Saha

Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo