Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

Le Fonds Yavarhoussen annonce la signature d’un partenariat stratégique avec la Michaelangelo Foundation, visant à promouvoir et à soutenir l’artisanat d’excellence Malagasy

La Michelangelo Foundation for Creativity and Craftsmanship est une fondation suisse créée par Johann Ruppert dans le but de promouvoir l’excellence dans le domaine des métiers d’art et de soutenir

Lire l'article

FANDEFASAM-BOLA ETO MADAGASIKARA : Azo raisina amin’ny MVola avy hatrany ny vola alefa avy amin’ny Orange Money Europe

    FANDEFASAM-BOLA ETO MADAGASIKARA : Azo raisina amin’ny MVola avy hatrany ny vola alefa avy amin’ny Orange Money Europe

Nanomboka ny tapaky ny volana janoary 2024, tsy misahirana intsony ireo mpampiasa ny Orange Money Europe amin’ny alalan’ny Thunes raha handefa vola ho an’ny mpanjifa MVola eto Madagasikara. Izany no

Lire l'article

MVOLA: Hanakaiky sy hanatsara kokoa ny andavanandron’ny mpanjifa

    MVOLA: Hanakaiky sy hanatsara kokoa ny andavanandron’ny mpanjifa

Anman-tapitrisany maro ankehitriny ny mpanjifa Mvola manerana an’i Madagasikara, tsy mitsahatra mikaroka ny mitondra fanavaozana ny orinasa hanomezana fahafaham-po ho an’ny mpanjifany. Tahaka izany ny fandefasana vola any ivelany manketo

Lire l'article

VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

    VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

Isan’ny sivana hahazoana ny « Certification ISO 9001:2015 » ny fomba fandraisana ny mpanjifa, ny fitsaboana ny biby sy ny fanafody, fitaovana, ny fahadiovana, ny akora ampiasaina ary mandalo dingana maro toy

Lire l'article

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

    MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

Tamim-pirahalahiana tanteraka no nanatontosasana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Ministry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police Fanomezantsoa Randrianarison

Lire l'article

FIANGONANA ROYAL CHAPEL : Hiavaka ny famaranana ny taona 2023 amin’ity

    FIANGONANA ROYAL CHAPEL : Hiavaka ny famaranana ny taona 2023 amin’ity

« Réveillon alin’ny faminaniana 2023 », io no lohahevitra entin’ny Royal Chapel hamaranana ity taona ity ny alin’ny 31 desambra ho avy

Lire l'article

FANAFIHANA SESY LANY MAINTIRANO : Mpaka ankeriny sarona, tompon’omby namoy ny ainy, raim-pianakaviana voakapa famaky

    FANAFIHANA SESY LANY MAINTIRANO : Mpaka  ankeriny sarona, tompon’omby namoy ny ainy, raim-pianakaviana voakapa famaky

Mpiavy avy any amin’ny Faritra Androy no nindaosin’ny fahafatesana, noho ny fanafihan-dahalo miisa enina mirongo basy telo tao amin’ny kaominina

Lire l'article

NOELY MIZARA FIFALIANA : Mpianatry ny EPP ao Alasora manodidina ny 4.000 no nisitraka fanomezana

    NOELY MIZARA FIFALIANA : Mpianatry ny EPP ao Alasora manodidina ny 4.000 no nisitraka fanomezana

Toy ny isan-taona nandritra izay 3 taona nisesy izay, mahatsiaro manokana ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ny

Lire l'article

TROPI’COM : Hitondra ainga vaovao ho an’ny fizahantany eto Madagasikara

    TROPI’COM : Hitondra ainga vaovao ho an’ny fizahantany eto Madagasikara

Fanamby ho an’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Famatarana ny toetr’andro ny hahatrarana 1 tapitrisa ny isan’ny mpitsidika avy any ivelany

Lire l'article

EPP III HANGAR ANTOHOMADINIKA: Mpampianatra miisa 8 no karamain’ny FEFFI

    EPP III HANGAR ANTOHOMADINIKA: Mpampianatra miisa 8 no karamain’ny FEFFI

Fotodrafitrasa maro no nilàna fanarenana sy fanavaozana nanomboka tamin’ny 2016, taona izay nahavoatendry ho Talen-tsekolin’ny EPP III Hangar Antohomadinika an’i

Lire l'article
mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031