Madatopinfo

 Flash Info

Archive

CENI : Mpifidy 11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

    CENI : Mpifidy  11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

«Dingana iray no vita, ny 20 jolay teo dia ny fandrafetana ny rejisi-pifidianana nasionaly,izay nahitana mpifidy 11 043 836. Ny ilana izany dia ho amin’ny fifidianana mifanesy », hoy i

Lire l'article

FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

    FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

Isan’ny mamelona fianakaviana maro indrindra amin’iny faritry ny sisin-dranomasin’i Madagasikara iny ny sehatry ny jono, miantoka ny fidiram-bola sy ny sosialin’ny mponina. Amin’ny maha foto-piveloman’ny mponina ny jono izay, ahiana

Lire l'article
juillet 2023
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31