Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FIKOLOKOLOANA NY FAHASALAMANA : Nifamotoana teny Analakely ireo mpitia fanatanjahantena

    FIKOLOKOLOANA NY FAHASALAMANA : Nifamotoana teny Analakely ireo mpitia fanatanjahantena

Hisorohana ny aretina mateti-pitranga toy ny fiakaran’ny tosidrà, ny diabeta izay tsy mifidy taona na tanora na efa zokiolona, nisy ny fanamarihana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho an’ny

Lire l'article

FINOANA SILAMO: Mibahan-toerana ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiray tanindrazana

    FINOANA SILAMO: Mibahan-toerana ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiray tanindrazana

Manan-danja sy tantara ho an’ny mpino silamo rehetra ny famaranana ny volana Ramadan na « Eïd el-Fitr ». Niavaka ny fankalazana ity andro lehibe ity ho an’ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy iombonan’ny Fiombonamben’ny

Lire l'article
avril 2023
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930