Isan’ny olana sedrain’ny mpanao asa tanana malagasy ny tsy fahafahana manavao ny vokatra ampiasainy, eo ihany koa ny entana mitobaka avy any ivelany ka manimba ny vita eto an-toerana. Ho
Archive

Tapitra ny zoma lasa teo ny 15 andro nomen’ny mpiara-dia amin’ny fikambanana Akata Zana-drazana ireo ray amandreny tompon’andraikitra manoloana ny zava-misy ankehitriny indrindra amin’ny lafiny ara-piarahamonina. Nilaza izy ireo fa

Nifamotoana teny Ampandrianomby misy ny foiben’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika ny teo anivon’ny USAM-SVS Randrana Sendikaly sy ny solontenan’ny mpiasan’ny orinasa Kraoma na Kraomita Malagasy ny

Manoloana ny rotsak’orana sy ny rivodoza nisesy teto Madagasikara izay namela takaitra goavana tamina Faritra 17 indrindra tany amin’ny ny morontsiraka atsinanan’ny nosy niverimberenan’ny fahavoazana, mitondra ny anjara birikiny ho