« Antom-pisian’ny oniversite an’Antananarivo ny fampitana ny fahaizana amam-pahalalana sy ny fikarohana », io no ampahany tamin’ny lahatenin’i Profesora Rivoarison Randrianasolo. Nanambara tamin’ny ofisialy amin’ny fahavononany isan’ireo kandida ho fidiana filoha eo