Antoka iray mahatsara ny voka-panadinana eny anivon’ireny sekoly ireny ny fahadiovana. Isan’ny olana anefa ny tsy fahampiana sy tsy fisian’ny fotodrafitrasa mifanaraka amin’izany ka miteraka aretina sy tsy fahasalamana ho
Archive

77. Ireo no isan’ny andry voatery natsangan’ny “association Miel” niainga avy any ifotony, raha ny angom-baovaon’ny mpanao gazetinay teny an-toerana, ny alakamisy teo. Efa orinasa roa mpanangana trano no nisahana

Mahazo tombony indray ny mpikirakira ny servisy MVola manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny MVola Avance. Vaovao be indray no atolotry ny MVola ho an’ny mpanjifany manomboka izao satria afaka misitraka

Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny Mvola hatramin’izay nisiany izay ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ankehitriny, efa misy ny tolotra ahafahan’ny mpanjifa Mvola mikirakira ny kaonty an-tambazotra amin’ny alalan’ny kaontiny amin’ny banky

« ET MOI, JE SUIS AVEC VOUS TOUS LES JOURS JUSQU’A LA FIN DU MONDE ». Saint Matthieu, chapitre 28,