Madatopinfo

 Flash Info

Archive

PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

    PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

Araka ny fampitam-baovaon’ny seraseran’ny missionnaires de la paix na MIP, ny alatsinainy 17 mai. «Nandeha nanatitra balahazo iray gony ho an’i Mgr Fulgence Rabeony, arsevekan’i Toliara, sy ho an’ny pretra,

Lire l'article

AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

    AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

Kristianina tokoa tsy manda fanomezana! “Savony, vary, sira, paty, lamba firakotra. Ireo no fanampiana azonay tamin’ny Fivavahana Silamo amin’izao vita Ramadan izao.” Io no filazan’ny renim-pianakaviana avy amin’ny finoana kristianina

Lire l'article

TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

    TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

« Anio no ezaha ho vitaina ireo zanakazo tsy vita aro afo taminy fanokafana aminy fomba ofisialy tamin’ity taona 2021 ity. Nifampitaona an’ny kaominina Mafaijijo ny vatandelahy rehetra sy ny

Lire l'article

FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

    FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

Noho ny fanasoavana ny mpiara-belona, tahaka ireo karazana fitsaboana na tambavy nentim-paharazana, fianakaviana iray mpanotra no mijoro vavolombelona amin’ny fanomezan-kasina ny hanitra nentin-drazana. Tsy vitsy tamin’ireo dokotera no maniraka marary

Lire l'article

ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

    ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

Maro loatra ny olana ateraky ny fampiasana ireny fitaovana mandeha amin’ny solika fandrehatra ireny indrindra eo amin’ny lafiny ara-tontolo iainana.

Lire l'article

ANOSIZATO ATSINANANA: Nahazo kianja filalaovam-baolina tamin’ny alalan’ny M’Hetsika MVola

    ANOSIZATO ATSINANANA: Nahazo kianja filalaovam-baolina tamin’ny alalan’ny M’Hetsika MVola

Isan’ny toerana ahitana ankizy sy tanora maro iny amin’iny faritra Anosizato sy ny manodidina iny. Mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo anefa

Lire l'article
mai 2021
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31