« Rotary ouvre des opportunités » no lohahevitra nosafidian’ny Rotary Club Antananarivo Vovonana mandritra ny herintaona. Nokasaina notanterahina ny 11 Jolay lasa teo ny famindrana andraikitra teo amin’ny Filohan’ny RCA Vovonana teo
ROTARY VOVONANA: I Haingo Ranoharisoa no hitarika ny fikambanana mandritra ny herintaona

Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion, amin’iny lalam-pirenena faha-2 iny. Nandray anjara tamin’izany ny mpikambana rehetra

Nandritra ny roa herinandro no niatrehan’ny mpifaninana anankiroa, Andao Company sy Crédit Carat ny dingana famaranana momba ilay fifaninanana tetikasa miompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izay nokarakarain’ny Kopakelatra ao

Ny alakamisy 10 Septambra ho avy izao no hiatrika ny dingana famaranana manoloana ny mpitsara ireo mpifaninana 10 amin’ny Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et au Moyen-Orient na

Niara-nitsidika ny SEMA Eau Vive Andranovelona ny Tale Jeneralin’ny orinasa Star Marc Ponzmetier, sy ny delegasiona eo anivon’ny JIRAMA (Jiro

Lalana ifamezivezen’ny olona maro ny eny amin’iny By-pass iny. Isan’ny mampitaraina ny olona mandalo eny an-toerana matetika ny tsy fisian’ny

Tetikasa sosialy miisa 48 no nandray anjara tamin’ny fifaninana mamorona tetikasa izay nokarakarain’ny « Kopakelatra ». Ankehitriny, roa amin’izy ireo izy ireo