Madatopinfo

 Flash Info

2 volana

2 volana

2 volana
avril 18
20:59 2020

2 volana mahery nahiboka ary mbola mihiboka ny sinoa vao tsy nisy namindra intsony rehefa nahita faty 3000 mahery. Nijery avy lavitra sy nanantena tsy ho voa ny amerikana, italiana, frantsay. Tsy naka fepetra teo ho eo. Fatim-boka mikararana izao satria efa ho 14 000 mahery no maty eran’izao tontolo izao ary any Eropa no lohalaharana.
Mijery antsika izao zareo. Madagasikara vao voa ? Hay ? Miteny anaty hoe « ohatr’izao zahay 2 herinandro lasa zay, mbola mafy loha sy mandehandeha eraky ny tanana. Mbola niseho milay. Izao ny faty any Italia tanterina am kamio. Tsy afaka mandevina havana, mandoro faty, mijery anareo hoe dia mbola hanao ny hadalanay ve nareo ? » » Nefa zareo manana ny ampy amin’ny rehetra. Fidio ny hoavinao ry Gasikarako. Tsy zakanao ny tsy handevi-maty. Tsy zakanao ny Fatim-boka mikararana. Fidio e. Mahaiza mifidy.

Articles similaires

0 Commentaire

Aucun commentaire sur cet article!

Soyez le premier à commenter!

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031