Tamin’ny taona 1992 no nankatoavina ny Didim-panjakana momba ny Fampifaneranana ny Fampiasam-bola amin’ny Tontolo iainana (FFTI) na ny MECIE (Mise En Comptabilité des Investissements avec l’Environnement), in’efatra nohavaozina izany hatramin’ny
Archive


Firenena maherin’ny 190 no nandray anjara tany Athènes, Grèce ny 26 ka hatramin’ny 29 Septambra lasa teo tamin’ilay fifaninanana « First Global Challenge 2024 », tafiditra tao anatin’izany i Madagasikara izay nisolon’ny