10 taona izay no sisian’ny Fibre optique Telma teto Madagasikara ary mahatratra 12.000 kilaometatra ny halavirany. Tsy mitsahatra ny mikaroka sy manolotra vokatra vaovao hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany ny Telma