Isan’ny mahasarika vahiny eto Madagasikara ny fananany karazana nahandro mampiavaka ny isam-paritra amin’ny alalan’ny fampiasana sakafo toy ny legioma, ny hena, ny hazandrano, ny voankazo sy ny maro hafa. Ho
Archive
ANTSON’NY TONTOLO MIAINA: Hotanterahana ny 28 Septambra ka hatramin’ny 17 Oktobra ny andiany faharoa
Raha ny volana Mey sy Jona 2023 ny andiany voalohany tamin’ny hetsika fampirantiana Antson’ny tontolo miaina izay nandraisana mpanakanto 8 anjara ary nahasarika mpitsidika maro, na mpianatra na tanora na
Tsy zoviana amin’ny tanora malagasy intsony ny mpanakanto vahiny anankiroa, Dadju sy Tayc. Efa samy niaka-tsehatra teto Madagasikara avokoa izy roalahy ireo ary anisan’ny ankafizin’ny olona maro. Efa maro ny
Raha tamin’ny herintaona ny fanamarihana ny fahafolo taona nisian’ny » Salon Voatra » izay karakarain’ny Antenimieran’ny varotra dy info Antananarivo (CCIA), izay niompana tamin’ny jery todika nandritra ny 10 taona.
Manoloana ny vaovao nihely momba ny fivahinianan’ny Mpampakatenin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Soava Andriamarotafika tao amn’ny Radio France
» Analamanga tsy maintsy mandroso « , no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny hetsika lehibe antsoina hoe: « Foire & festival Région