Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FMFP: Mpiasa maherin’ny 140.000 no nisitraka fiofanana nandritra ny 5 taona

    FMFP: Mpiasa maherin’ny 140.000 no nisitraka fiofanana nandritra ny 5 taona

Anjara biriky goavana entin’ny FMFP na Tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho an’ny fampiofanana arak’asa ho fampiroboroboana ny fahaiza-manaon’ny olona indrindra eny anivon’ny orinasa ny hitondra fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara.

Lire l'article

SEHATRA AN’NY ASA ETO MADAGASIKARA: « Mila hatsaraina ny kalitaon’ny orinasa sy ny arak’olona », hoy ny FMFP

    SEHATRA AN’NY ASA ETO MADAGASIKARA: « Mila hatsaraina ny kalitaon’ny orinasa sy ny arak’olona », hoy ny FMFP

Mila hatsaraina ny sehatrin’ny asa eto Madagasikara na ny orinasa izany na ny mpiasa sy ny mpampiasa araka ny nambaran’ny FMFP. Ilaina fifanohanana eo amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny sy ny tsirairay

Lire l'article

BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA: Manodidina ny 8 taonina ny tahirim-bolamena, iray taonina no eto an-toerana

    BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA: Manodidina ny 8 taonina ny tahirim-bolamena, iray taonina no eto an-toerana

Hahafahana manamari-toerana ny ariary, apetraka any amin’ny banky any ivelany ny volamena manana kalitao Or monétaire raha ny fanazavana teo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara androany teny Antaninarenina nandritra ny tafa

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930