Mvola fête 15 ans d’engagement au service des MalagasyAntananarivo, 23 avril 2025 – Voilà maintenant 15 ans que MVola est née avec une mission simple : rendre les services financiers accessibles à tous, partout à Madagascar. Depuis 2010,...
GLOBAL MONEY WEEK: MVola aux côtés des jeunesÀ l’occasion de la Global Money Week, du 18 au 23 mars 2025, MVola a renouvelé son engagement en faveur de l’éducation financière des Malagasy, notamment les jeunes. Sous le...
Nanatanteraka fihaonana sy fizarana, andiany faharoa, ho an’ny mpanao gazety, antsoina hoe » Le rendez-vous de REMAPSEN » ny REMAPSEN Madagascar sy ny holafitry ny mpanao gazety, ny Zoma 28 jolay lasa
“Anjara andraikitray eto amin’ny tanànan’ Antananarivo ny mampivelatra ny mpisehatra sy manome fialamboly ,fanitaran-tsaina, ny vahoaka tantanina. Izany hoe, manelanelana ny mpisehatra sy ny vahoaka ”, hoy ny Lehiben’ny Sampandraharaha
Ho famerenana ny hasin’ny teny sy ny lalao malagasy, ho fampivoarana ny vaky boky. amin’ny alalan’ny haikanto sy kabary. Mikarakara hetsika fampianarana kabary sy kilalao malagasy maimaimpoana, manomboka ny alarobia