Raha nihato tao anatin’ny 3 taona ny hetsika goavana « Festival des baleines », hiverina indray izany amin’ity taona ity raha ny nambara nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety
Archive

Tsy mila milahatra na mivezivezy mankany amin’ny banky mivantana intsony ny mpanjifa mpampiasa MVola manana kaonty any amin’ny banky raha hanatanteraka famindrana vola amin’ny kaonty. Azo atao avy hatrany ny

Ny tanjona amin’ ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny Faritra hitety ny tapany atsimon’ny Nosy ny fanomezan-danja ny fampandrosoana ifotony sy ny fampiroboroboana ny diplomasia ara-toekarena ary ny fampandraisana Anjara ireo