Fotoana nametraka ho tantara eo amin’ny tontolon’ny fahasalamana ny zoma 23 Jona lasa teo, noho ny fanamarihana ny faha-30 taonan’ny Marie Stopes Madagascar «Zaza niriana, saina milamina» izay notanterahana teny
Archive

Isan’ny sehatra iray hahafantaran’izao tontolo izao bebe kokoa ny Nosy Madagasikara ny fanehoana an-tsary ny zava-misy eto an-toerana. Hoentina hampiroboroboana izany indrindra, misy ny fampirantiana sary izay hotanterahana any Arles