« Jacques Rabemananjara œuvre poétique », io no lohatenin’ilay boky nosoratan’i Dominique Ranaivoson, mpanoratra sady mpampianatra mpikaroka. Tonga eto Madagasikara ny tenany hampahafantatra ity sangan’asany ity ho an’ny mpamaky sy mpitia boky
Archive


Isan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fampivoarana sy famirampiratan’ ny zava-kanto malagasy ny Telma amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto avy eto an-toerana. Araka ny fampahafantarana nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao