Hisorohana ny fitobahan’ny fako eny rehetra eny ka mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana mitarika tsy fahasalamana, nanapa-kevitra ny Kaominina Ampitatafika miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy fa hiroso amin’ny fanodinana izany ho
Archive

Nandamoaka! Io no azo hamehezana ny fihaonana teo amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ireo mpitatitra izay notanterahana ny talata 23 Novambra. Nandritra ny ora maromaro izany fifampidinihana izany ary teny Anosy