Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny ankizy malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny fampianarana amin’ny alalan’ny fanabeazana nomerika. Manoloana izany indrindra no
Archive


Notontosaina ny talata 23 Novambra teny amin’ny Institut National de la Statistique de Madagascar (INSTAT) Anosy ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny « Enquête Permanante auprès des Ménages » (EPM21)

Amin’izao fotoana izao, miisa 40 no isan’ireo misahana ny asa fanaraha-maso, fitsirihana ny asam-panjakana ary ny fintantanana amin’ny ankapobeny (Inspecteur d’Etat ) manerana ny Nosy. Ny 12 Novambra lasa teo