Notanterahina ny alakamisy 23 septambra teny Anosy ny fanombohana ofisialy ny tetikasa « toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra » izay hotanterahin’ny fikambanana Fonenana Mendrika amin’ny alalan’ny mpamatsy vola Fondation Abbé Pierre sy
Archive

Taorian’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny Tahirim-bolam-panjakana Frantsay izay notanterahana tany Paris ny 20 septambra lasa teo mikasika ilay tetikasa « téléphérique » hapetraka eto Antananarivo, dia nitondra ny

Nomarihana tamin’ny alalan’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny Filohan’ny Fonds de Dotation HY sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen ny fiaraha-mientan’izy ireo hanome
« Tsy lavina fa maro ny firenena miantso ahy ho mpanazatra ». Io no fanambaran’i Nicolas Dupuis, teto Morondava izao zoma 10 septambra alina izao, nandritra ny tafa manokana nifanaovany tamin »ireo Mpanao
Un de nos confrères journalistes a été la cible d’invectives de la part du Directeur des Ressources Humaines de la