Anisan’ny mampitaraina ny ray amandrenin’ny mpianatra amin’izao iray volana tsy ahatongavana amin’ny fidirana izao ny fahalafosan’ny kojakoja rehetra amin’ny fitaovam-pianarana, manginy fotsiny ny fisondrotan’ny saram-pianarana sy ny fisoratana anarana. Vokany,
Archive

Ho fampiroboroboana ny mozika klasika eto amintsika, dia manomana kaonseritra ho an’ny mpankafy izany ny Madagascar Orchestra. Am-polony ny kaonseritra hotanterahin’ity fikambanana ity mandrapahatapitry ny taona 2021. Noho ny olana