Niainga avy amin’ny fakan-kevitr’ireo manana fahasembanana ny lohahevitra amina fampiofanana toy izao. Hoy i Holy na Holiniaina Rakotoarisoa, Filoha mpanorina sady mpitarika ny ONG Merci, raha nitafa tamin’ny Mpanao gazetinay
Archive

Nanatanteraka fialamboly ho an’ny ankizy miisa 21 ny association enfants Antananarivo, AEA sy ny ONG Merci. Ny sabotsy 19 Jiona teo no natao izany teo amin’ny birao fiasan’ny AEA, eny