Madatopinfo

 Flash Info

Archive

AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

    AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

« Fampandrosoana mampiaty eny ifotony, dingana famolavolana drafitr’asa sy tetibola mampiaty eny anivon’ny kaomina ». Io no teny filamatry ny fampiofanana an’ireo manana fahasembanana sy mpiantsehatra ary manampahefana eo anivon’ny kaominina Ankadimanga,

Lire l'article
juin 2021
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930