Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FANDAHARAN’ASA M’HETSIKA M’VOLA: Miisa 36 mianadahy ireo nahavita fiofanana ho « coachs » sy mpanentana ara-panatanjahantena

    FANDAHARAN’ASA M’HETSIKA M’VOLA: Miisa 36 mianadahy ireo nahavita fiofanana ho « coachs » sy mpanentana ara-panatanjahantena

Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho fanatrarana izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fondation Axian

Lire l'article
janvier 2021
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031