Raha ny « ticket place » no nahafantaran’ny olona ny orinasa Manoova hatramin’izay, dia efa misy ankehitriny ny « application » vaovao novokariny izay antsoina hoe: « Moozik ». Nampahafantarina ofisialy teny amin’ny Campus Telma Andraharo
MOOZIK: Ahitana lohatenin-kira malagasy maherin’ny 40.000
Notanterahina teny Anosy ny alatsinainy 1 Jolay ny fandaharanasa antsoina hoe: « Landscape Fund Makira – Masoala » na LLF izay hanamafisana ny fiarovana ny valanjavaboahary Makira sy Masoala. Isan’ireo faritra arovana
Amin’ny maha fetin’ny Foloalindahy malagasy sy fanamarinana ny niverenan’ny fahaleovantena izay hankalazain’ny vahoaka malagasy isaky ny 26 Jona, olo-manan-kaja maro no nanome voninahitra ny lanonana teny Mahamasina. Isan’ny nanatrika izany
La troisième édition du plus grand salon d’emploi du numérique à Madagascar, Zah@Geek, organisé par Orange Madagascar avec le soutien de Huawei, se tiendra les 21 et 22 juin 2024
Araka ny Didim-panjakana navoakan’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana ny 11 Jona 2024, izay manambara fa andro tsy
Isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena eto Madagasikara fanomezana sehatra ho an’ireo mpandraharaha. Taorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery,
Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa.
Raha ny 22 mey no voatokana ho “Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina”, ho an’i Madagasikara dia notanterahana tao amin’ny Saha
Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo
Notanterahana teny amin’ny Andraharo ny tolakandron’ny alakamisy 2 Mai ny fampahafantaran’ny Federasiona Malagasy misahana ny Baolina kitra na ny FMF