Madatopinfo

 Flash Info

MIAMI TOAMASINA

MIAMI TOAMASINA

MIAMI TOAMASINA
novembre 21
06:14 2020

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary hampiakatra ny toe-karena. Ho vita ihany koa ny Boulevard Ratsimilaho, izay fotodrafitrasa tsy nisy nijery an-taonany maro. Natao fanajariana manontolo izy ity mba tsy ho mora ravan’ny loza voa-janahary tahaka ny teo aloha intsony.
Afa-pahasahiranana amin’ny fitohanan’ny fifamoivoizana kosa ireo mpampiasa ny lalana mampitohy an’i Morafeno sy ny Hopitaly Be satria vita soamantsara ny asa fanamboarana ary natolotry ny Filoham-pirenena tamin’ny fomba ofisialy nandritra izao diany tao Toamasina izao izany. Ity lalana ity moa dia natao « betôn » ary manaraka ny fenitry ny lalan-dehibe rehetra.
Présidence de la République de Madagascar

Articles similaires

0 Commentaire

Aucun commentaire sur cet article!

Soyez le premier à commenter!

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930