Madatopinfo

 Flash Info

EDITON SPECIALE CORONAVIRUS

EDITON SPECIALE CORONAVIRUS

avril 18
16:06 2020

MISOTRO RANO MAHAMAY MATETIKA
FISOROHANA. Araka ny traikefa iainan’ireo teratany Malagasy any amin’ny firenena any ivelany izay ianjadian’ny Coronavirus, toa ny any Philippines sy Italie ary Espagne, misotro rano mahamay isaky ny 30 mn izy ireo. Tsy mahatanty mahamay ity valanaretina ity. Mijanona ao an-tenda mantsy ity convid19 ity mialohan’ihazoany ny avokavoka. Arahana hatrany ny toromarika avy amin’ny Fitondrampanjakana sy ny mpitsabo. Tohizana ny fijanonana an-trano amin’ireo faritra efa iparitahan’ity areti-mandoza ity. MIRARY PAKA SAMBATRA.
Gazette Madagascar

Articles similaires

0 Commentaire

Aucun commentaire sur cet article!

Soyez le premier à commenter!

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031