Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity taona ity ny hetsika iraisampirenena antsoina ho: « Waka waka fetsival Madagascar 2023 » izay hotontosaina any amin’ny renivohitry ny lavanila, Kaominina Sambava, Faritra SAVA.
Archive


Beach soccer, rugby soccer, tsipy kanetibe, lalao baolina kitra, fivoizana lakana anaty ranomasina, golf, ireo no santionany amin’ny taranja ara-panatanjahantena hibahan-toerana mandritra ny Festival des baleines andiany fahaenina. Eny amin’ny