“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de l’Etat na FGCE nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety teny Antaninarenina