Madatopinfo

 Flash Info

Archive

SERASERAN’NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY: Nankatoavina teny Antaninarenina omaly

    SERASERAN’NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY: Nankatoavina teny Antaninarenina omaly

Fitaovana iray hahafahana mampahafantatra ny mpiantsehatra sy ny rantsa-mangaika amin’ny fiahiana ara-tsosialy ny serasera. Notanterahana teny Antaninarenina ny alarobia 18 Mey teo araka izany ny atrikasa nentina nankatoavana ny paikady

Lire l'article

ANMCC MADAGASIKARA: Hiroborobo ny fiarovana ny taninketsa indostrialy

    ANMCC MADAGASIKARA: Hiroborobo ny fiarovana ny taninketsa indostrialy

Kitro ifaharan’ny toekarena ny indostria noho izy miteraka asa ho an’ny malagasy indrindra mampihena ny fiankinan-doha avy any ivelany satria raha ny fantatra, mahatratra 80 isan-jaton’ny fanjifana eto an-toerana dia

Lire l'article

WOMEN IN BUSINESS : Notanterahana mandritra ny roa andro teny amin’ny Carlton Anosy ny andiany fahatelo

    WOMEN IN BUSINESS : Notanterahana mandritra ny roa andro teny amin’ny Carlton Anosy ny andiany fahatelo

Amin’ny ankapobeny, ny sehatry ny findramam-bola sy ny lalam-bola dia isan’ny sakana amin’ny fandraharahana ary manginy fotsiny ny fiatrehana ny krizy ara-pahasalamana sy ny zava-misy maneran-tany. Maro anefa ny vehivavy

Lire l'article

SECES SAMPANA ANTANANARIVO: Hiroso amin’ny fitokonana fanairana mandritra ny 72 ora

    SECES SAMPANA ANTANANARIVO: Hiroso amin’ny fitokonana fanairana mandritra ny 72 ora

Tsy mbola nisy vahaolana mahafa-po momba ny fitakiana ny famoahana ny lalàna mikasika ny fizakan-tenan’ireo oniversite, toeram-pampianarana ambony sy ireo foibem-pikarohana nasionaly, manoloana izany nanapa-kevitra ny SECES Sampana Antananarivo fa

Lire l'article
mai 2022
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031