Mateti-pitranga eny anivon’ny fiarahamonina ny ady tany, isan’ny mampirongatra izany ny fisian’ireo mpisoloky ny asa fandrefesan-tany. Mitarika fahasimban’ity sehatra ity anefa izany ary mahatonga ny vahoaka sasany tsy mahatoky ireny
Archive


Maro no efa nisitraka ny fanovozam-pahalalana teny frantsay teo anivon’ny Alliance Française Antananarivo, manodidina ny 15.000 izy ireo raha ny antontan’isa voaray tamin’iny taon-dasa iny. Amin’ity 2022 ity, manamarika ny