Miara-misalahy ireo olom- boafidy sy voatendry ao amin’ ny Distrikan’ Analalava. Manatanteraka fitetezam- paritra nanomboka tamin’ ny 08 aogositra 2021 izy mba hanantonana misimisy kokoa ny vahoaka, hanampiana azy ireo.
Archive

Ara- tantara dia anisan’ny toerana niandohan’ny fiangonana Anglikana teto Madagasikara ankoatra ny tany Mahavelona na Full Pointe i Ramainandro. Toerana iray manana ny tantarany sy ny lazany tokoa mantsy ny

Notanterahana ny alatsinainy 23 Aogositra lasa teo ny famindram-pitantanana arak’asa teo amin’ny Kaomandy teo aloha eo anivon’ny zandarmaria, Jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka sy ny Kaomandy vaovao Andriantsarafara Rakotondrazaka. Teny amin’ny Toby