Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho fanatrarana izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fondation Axian
Archive


Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit) ny amin’ny fanampiana amin’ny fampivelarana ara-pahaiza-manao nomerika tanora 20 000 farafahakeliny ary hamorona

“Indro havaoziko ny zavatra rehetra!”. Io no mahalaza ny fanamboarana tanteraka hatrany ifotony indray ny trano fivarotana hani-masaka eo Ambodifilao. Araka ny fampitam-baovaon’ny tomponandraikitra mpanangana indray an’ny Zaimaika Analakely, na