Niampy iray indray ireo kandida vonona hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 9 novambra ho avy izao.Ny alatsinainy 14 Aogositra teo , nanambara i Lalaina Ratsirahonana, filohan’ny fikambanana « An’i Kristy »
Archive


Ireo tolokevitra naroson’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena ho an’ny fanentanana sy ny fanarahamaso mandritra izao zotram-pifidianana izao dia nahazoany fanohanana ara-bola avy amin’ny UMass Boston-U.S sy Department of State, ny Développement et