“Siansa, fanoitran’ny fampandrosoana lovain-jafy”, io no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny faha-60 taona ny Fakiolte ny siansa eo anivon’ny oniversite Antananarivo. Hetsika maro no entin’ny fianakaviamben’izy ireo mandritra izany taom-pankalazana
Archive

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy teny Tsiadana, omaly, ny famolavolana ny drafi-panajariana ny faritra na SRAT izay notanterahana tamin’ny alalan’ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpisehatra momba izany. Hiara-hisalahy mandritra ity SRAT ity